Reviews of Shoprite Madagascar - Antananarivo

Here you will find reviews about Shoprite Madagascar. All reviews are checked and confirmed by our administrator, so these reviews you can trust.
1 Review
4.0
 
Write a Review
4.0
Zahay aty am province, Diego, mba Tanana efa mivoatra ihany raha jerena ambangovangony kanefa aty tsy misy magazay Shoprite. Mangetaheta zahay MBA hisian zany satria refa MBA miakatra Tana ohatra dia hita hoe tena mora NY entana ao dia manararaotra mividy entana. Zahay aty Diego koa MBA mangataka anareo ao am shoprite MBA hanokatra magazay aty. Mirary soa hoa anareo dia misaotra mialoha na ndray NY hetahetamponay

BACK TO TOP